Entry (1/2) | 1 matsatso |
Root | 2 tsatso |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1] |
Examples |
5 Mahery fofona sady matsatso!
[2.471]
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 7 Matsatso |
Part of speech | 8 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
9 Ary milalao i Soratra sy matsatso.
[2.48]
|
Vocabulary | 10 Beliefs |
Tables and plates |
11 The ancient idols |
Anagrams | 12 matsatso, Matsatso |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |