|
|
|
|

Entry1 lavabary
Elementary words  2lavaka, 3vary
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5sompitra. [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  [lava-bary] 6a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep. [1.2]
7a pit for storing rice. [1.7]
Explanations in French  [lava-bary] 8trou creusé dans la terre pour y conserver le riz. [1.3]
9fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier. [1.8]
10silo souterrain pour le riz. [1.196]
Examples  11 Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#]
12 Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#]
13 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#]
Proverbs  14 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02