Entry | 1 lahinjiro |
Elementary words | 2 lahy, 3 jiro |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [lahin-jiro]
vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro [1.1] |
Explanations in English |
6 [lahin-jiro]
a wick [1.7] |
Explanations in French |
7 [lahin-jiro]
la mèche des lampes, des bougies [1.8] 8 mèche d'une lampe [1.13] |
Examples |
9 lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva.
[2.499#]
10 Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471#] 11 lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka. [2.643#] |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |