| Entry (1/3) | 1 karija | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [Sakalava]
 [1.1] | 
| Analogs | 4 fahetse | 
| Entry (2/3) | 5 karija | 
| Part of speech | 6 noun | 
| Analogs | 7 sikidy | 
| Text | 8 
 | 
| Entry (3/3) | 9 Karija | 
| Part of speech | 10 name (anthroponym) [Full list] | 
| Examples | 11   Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508#] | 
| Vocabulary | 12 History: individuals | 
| Anagrams | 13 jarika, 14 karajy, 15 karija, Karija | 
| Updated on 2025/10/12 |   |