| Entry | 1 kambanteny |
| Elementary words | 2 kambana, 3 teny |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona.
[1.1] [kamban-teny] 6 teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona. [1.1] |
| Explanations in French |
7 mots composés.
[1.5] |
| Vocabulary | 8 Linguistics |
| Updated on 2025/09/12 |
|