|
|
|
|

Entry (1/2) 1  gaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Vocabulary  4  Chemistry

Entry (2/2) 5  Gaza
Part of speech  6  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  7 Gaza [2.996]
Explanations in English  8 Gaza; [2.996]
Explanations in French  9 Gaza [2.996]
Examples  10  ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38#376]
Vocabulary  11  Holy Scriptures
Biblical quotes  12 Chapters and verses mentioning Gaza
Article  13 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza

Anagrams  Gaza, gaza

Updated on 2026/04/22