|
|
|
|

Entry1  firaisan-kina
Elementary words  2  firaisana, 3  hina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray [1.1]
Explanations in English  6  unity of purpose [1.7]
Explanations in French  7  union d'efforts, solidarité [1.8]
8  [firaisankina] solidarité [1.13]
Examples  9  Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [2.895#78]
10  Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [2.558]
11  Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [1.369]
12  Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [2.996#43.3.9]
13  Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [2.606#116]
Proverbs  14  Proverbs containing the word firaisan-kina

Anagrams  15 firaisan-kina, 16 siranakanify

Updated on 2025/09/12