|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fiandohana
Root  2 loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiantombohana [1.1]
Explanations in English  5 the source, the beginning [1.7]
Explanations in French  6 le commencement, la source [1.3, 1.8]
7 le point de départ, le principe [1.3]
8 origine [1.8]
Examples  9  Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996]
Combinations  10  4 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/2) 11  Fiandohana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13 boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611#33]
Vocabulary  14  Holy Scriptures
Synonyms  15 genesisy, jenezy

Anagrams  Fiandohana, fiandohana, 16 fidanohana, 17 fidonahana

Updated on 2026/03/06