Entry | 1 fanjanahantany |
Elementary words | 2 fanjanahana, 3 tany |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1] 6 fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13] |
Explanations in French |
7 [fanjanahan-tany]
néocolonialisme [1.13] 8 colonisation, colonialisme [1.66] |
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Politique |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |