|
|
|
|

Entry1 famantarandrivotra
Elementary words  2famantarana, 3rivotra
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra [1.1]
Explanations in English  6 [famantaran-drivotra] A weather-cock. [1.2]
Vocabulary  7 Instrument

Updated on 2025/09/12