| Entry (1/4) | 1 ela- | 
| Part of speech | 2 morphological form of elatra | 
| Examples | 3   misalasala miela-misintaka ny ela-papango
[2.857] 4 Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437] | 
| Entry (2/4) | 5 ela | 
| Part of speech | 6 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 7   Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1] | 
| Explanations in English | 8   old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7] | 
| Explanations in French | 9   ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8] | 
| Derivatives | 
 | 
| All compound words | 25 17 combinations of this word | 
| Entry (3/4) | 26 ela | 
| Part of speech | 27 noun | 
| Explanations in French | 28   appellation botanique: Schizolaena [2.612] | 
| Vocabulary | 29 Botany: tree | 
| Synonyms | 30 elana, vondrozanalahy | 
| Entry (4/4) | 31 Elà | 
| Part of speech | 32 name (biblical) [Full list] | 
| Explanations in English | 33   Elah [2.996] | 
| Explanations in French | 34   Ela [2.996] | 
| Vocabulary | 35 Holy Scriptures | 
| Synonyms | 36 elaha | 
| Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Elà | 
| Anagrams | 38 ale, 39 ela, Elà, 40 Lea | 
| Updated on 2025/10/14 |   |