|
|
|
|

Entry1  eladrano
Elementary words  2 elaka, 3 rano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [1.1]
6 karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [1.13]
Explanations in French  [ela-drano] 7 mica [1.3]
8 mica [1.13]
Vocabulary  9  Geology

Updated on 2025/09/12