Entry Bezanozano (be, zanozano)
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàndehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro [Rajemisa 1985]
English definition   [Zano, for Zana (?).] The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. [Richardson 1885]
French definition   nom d'une population du centre nord-est [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   Dialectical words

Updated on 2014/03/11