Entry zanozano
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry zanozano
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [Rajemisa 1985]
   [Tanosy] rantsankazo madinika atao kitay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2018/01/27