| Entry (1/2) | 1 baria |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena"
[1.10] |
| Examples |
4 Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka.
[2.587#]
|
| Vocabulary | 5 Zoology: mammals |
| All compound words | 6 tsara baria |
| Entry (2/2) | 7 baria |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò
10 mpikarama manao asa vaventy 11 mpiasa madinika ao an-trano [1.10] |
| Explanations in French |
12 matelot
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 13 Navigation |
| Synonyms | 14 baharia |
| Anagrams | 15 araby, 16 baray, baria |
| Updated on 2025/12/08 |
|