| Entry (1/3) | 1 ava |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsimisaraka] tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
4 Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78] 5 [Tanala] [1.78] 6 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1] |
| Explanations in English |
7 weeding
[1.7] |
| Explanations in French |
8 sarclage
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 23 ava |
| Part of speech | 24 noun |
| Explanations in Malagasy |
25 Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà"
[1.1] |
| Examples |
26 fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba.
[1.406#]
|
| Derivatives |
|
| Antonyms | 28 erà |
| All compound words | 29 3 combinations of that word |
| Entry (3/3) | 30 Avà |
| Part of speech | 31 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
32 Ivah
[2.996] |
| Explanations in French |
33 Ivva
[2.996] |
| Vocabulary | 34 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 35 Chapters and verses mentioning Avà |
| Anagrams | Avà, ava |
| Updated on 2026/02/05 |
|