|
|
|
|

Entry 1  Antongona
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3 havoana eo andrefana' Antananarivo (somary atsimo kely foana) sahabo ho 26 km, tora-dady, fa 32 km manaraka ny lalana; 3 na 4 km tora-dady avarabaratra kelin' Merintsiatosika (Fenoarivo); 1508 m ny hahavony...
4 Tamin'ny andron' ny ady an-trano fahizany dia ny tsangan' afo teo an-tampon-tendrombohitra no natao famantarana ny filam-bonjy tamin' ny manodidina nony nisy fahavalo nitady hananika. Nanao tsangan' afo toy izany ny teo Antongona. Koa nony matetika loatra taty aoriana dia tsy nampiraika ny olona intsony. Izany no nahatonga ny fitenenana hoe: "Efa ho lava ny afon' Antongona": enti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony...
5 Misy lovantsofina maromaro tonga angano momba an' Antongona... [1.10]
Examples  6  Ohatra ny omby mandry eo afovoan' ny ahitra no fitazanana an' antongona avy eto [1.1]
Vocabulary  7  Geography: mountains, vales 8  Geography: monuments 9  History: places
Proverbs  10  Proverbs containing that word
Quotes  11  Texts mentioning that word
Illustrations 
12  13  14 
15  16  17 
18  19 

Updated on 2026/03/07