| Entry (1/4) | 1 akany | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
3 Tranom-borona [1.1] | 
| Explanations in English | 
4 the nest or roosting place of wild birds. [1.2] 5 a nest [1.7]  | 
| Explanations in French | 
6 nid [1.8] | 
| Morphology | 
  | 
| Vocabulary | 8 Zoology: (in general) | 
| All compound words | 9vahinakany | 
| Article | 10Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly | 
| Illustrations | 
  | 
| Entry (2/4) | 11 akany | 
| Part of speech | 12 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
13 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1] | 
| Explanations in English | 
14 a youth center. [1.7] | 
| Explanations in French | 
15 foyer (pour les jeunes). [1.8] | 
| Entry (3/4) | 16 akañy | 
| Part of speech | 17 adverb [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 
18 any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka]
 [1.78] 19 any [Sihanaka] [1.78]  | 
| Entry (4/4) | 20 akany | 
| Part of speech | 21 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
22 ady, fifandirana [Bara]
 [1.78] 23 [akañy] Fifandirana [Taisaka] [1.78] 24 Fifandirana [Tanosy] [1.78]  | 
| Explanations in French | 
25 [akañy]
 argumentation, discussion [Taisaka]
 [1.82] | 
| Derivatives | 
  | 
| Synonyms | 27ankany | 
| Anagrams | 28 aanky, 29 akany, akañy, 30 anaky, 31 anika, 32 ankay, Ankay, 33 inaka, 34 Kaina, kaina, 35 kiana, 36 niaka | 
| Updated on 2025/11/03 | 
 |