Index

Proverbs : tehin-kiho

Proverb Mitehin-kiho am-piakarana, ka sady haingo no tohan' aina. [Rinara 1974 #2448]
Tehin-kiho am-piakarana; tsy haingo fa tohan' aina. [Houlder 1895 #1304, Cousins 1871 #3057, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa misy fisehoan-javatra ivelany izay toa haitraitra fotsiny, nefa hay tena zavatra ilaina mihitsy. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin' ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an' io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra. [Rajemisa 1985]
French translation Quand on met les mains sur les hanches en montant, ce n' est pas pour être plus beau, c' est pour s' aider à marcher. [Houlder 1895]

Index