| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : rondrona | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Ny rondrona laha naneno avy | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Ñy rondrona laha mañeno, avy | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Ny mampaneno ny rondrona dia nono irakotrana. + Rondrona sy kotrana: kofehy lava mihenjana fehezan-tapa-kazo maneno ho enti-miandry fody. Rondrona: ilay kofehy lava. Kotrana: ireo tapa-kazo mifehy amin' ny kotrana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|