Index

Proverbs : rira

Proverb Mateza lelafina tahaka ny rira. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [Rajemisa 1985]

Index