Index

Proverbs : rira

Proverb 1Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1]

Index