Index

Proverbs : midodododo

Proverb Aza dia midodododo mihazakazaka, kanjo hilaza ratsy ny sasany. [Houlder 1895 #570, Rinara 1974 #441]
Tsy mety raha midodododo mihazakazaka, kanjo hilaza ratsy ny sasany. [Veyrières 1913 #4896, Rinara 1974 #4643, Cousins 1871 #3460]
French translation Ne soyez pas pressé de courir pour aller dire du mal des autres. [Houlder 1895]
S' empresser et courir, alors que c' est pour dénigrer les autres, cela ne convient pas. [Veyrières 1913]

Proverb Midodododo amin-doza, ohatra ny omby hatao afana. [Cousins 1871]
Midodododo amin-doza tahaka ny omby hatao afana. [Rinara 1974 #2289]
Midodododo ohatra ny omby atao afana. [Houlder 1895]
French translation Courir comme un boeuf qu' on va tuer pour les funérailles. Courir à son malheur. [Houlder 1895]

Index