| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : mianjonanjona | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Aza mianjonanjona toy ny akoho Mianjonanjona toy ny akoho nihinam-bitsika. [2.558] Mianjonanjona toy ny akoho | ||||||||||||||||||||
| French translation | Ne vous en croyez pas comme une poule qui a attrapé un insecte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558] Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837] Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|