| Index |
|
|
| |
Proverbs : manenjan-tsandry
|
|
|
| Proverb 1 | Mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amy ny an' olona. [2.653 #1985]
Mpikarama milanja rofia : manenjan-tsandry amin' ny an' olona. [2.415 #3861, 2.558 #2620, 1.1]
|
| Malagasy interpretation | Enti-milaza olona misasatra amin' ny zavatr' olona izay tsy mba ahitany soa akory. [1.1]
|
| French translation | Homme à gages qui porte du raphia : c' est pour le bien d' autrui qu' il raidit son bras. [2.415 #3861]
|
| French interpretation | Peiner pour les autres. [2.415 #3861]
|
|
|
| Index |
|
|