| Index |
|
|
| |
Proverbs : mahavazina
|
|
|
| Proverb 1 | Tsy misy manga hoatry ny voantay ; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.415 #3084]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa raha ratsy fila hanina, mahavazina. [2.558 #4728]
Tsy misy manga ohatra ny voantay; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.653]
|
| French translation | Rien n' est aussi beau qu' un bousier, mais il est déshonoré parce qu' il cherche sa nourriture dans l' ordure. [2.415 #3084]
|
| French interpretation | La beauté n' empêche pas le déshonneur. [2.415 #3084]
|
|
|
| Index |
|
|