| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbs : isay | 
|  | 
 | 
| Proverb 1 | Mahery midina, toa isay misay.  [2.653 #1418] | 
|  | 
 | 
| Proverb 2 | Tsy hita isay hatao; fa ny iray manao hoe: "Mivalana," ary ny iray manao hoe : "Valala".  [2.653] Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe :  " mivalàna "  ary ny iray manao hoe  " valala " .  [2.415]
 Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : mivalàna, ny iray kosa manao hoe : valala.  [2.558 #4495]
 | 
| French translation | On ne sait que faire, car l' un dit : descendez, et l' autre dit : sauterelles.  [2.415 #5831] | 
| French interpretation | Jeu de mots sur les assonances mivalana et valala.  [2.415 #5831] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |