Proverbs : Ilaisalama

Proverb2081 Fiandry ombin' Ikotoadala , ka ny aloha voatora-tandroka , ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama , ka ny kely voa-safosafo , ary ny lehibe voatehatehaka . [Veyrières 1913 #2076]
Fiandry ombin' ilay Firinga , ka ny aloha voatora-tandroka , ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama , ka ny kely voasafosafo , ary ny lehibe voatehatehaka . [Veyrières 1913 #2076]
French translation Ikoto l' imbécile, gardien de boeufs : ceux qui sont devant, il leur jette des pierres aux cornes et ceux qui sont derrière, il leur tire la queue ; Laisalama au contraire, caresse les petits et encourage les grands de la main. [Veyrières 1913]
French interpretation Se disait de la manière de traiter les gens. [Veyrières 1913 #2076]

Index