| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : Ilaikamo | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Ilaikamo Ilay kamo Ilay kamo Lay kamo Ny kamo | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Le paresseux emprunte une bêche : puissé-je, dit-il, ne pas en trouver. [2.415 #3952]
Le paresseux qui voudrait emprunter une bêche : " Puissé-je ne pas en trouver ! ". [2.974 #187] Un paresseux cherchant une bêche à emprunter dit: "Puissé-je n'en pas trouver" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Prétexte pour ne pas travailler. [2.415 #3952] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|