Index

Proverbs : ifehezana

Proverb 1Amboatany nifehezana: Ilafy nihahana. [2.653 #140, 2.558]
Aoka fa izay iray lozainy, na Amboatany nifehezana na Ilafy nihahana. [2.653 #272, 2.558]
Ilafy nihahana ary Amboatany nifehezana. [2.415 #3679]
Lozan' Amboatany nifehezana sa lozan' Ilafy nihahana ? [2.415 #3683]
French translationÀ Amboatany on a lié le paquet et à Ilafy on l' a délié. [2.415 #3679]
Est-ce la faute d'Amboatany où on a lié le paquet, ou bien la faute d' Ilafy où on l' a délié ? [2.415 #3683]
French interpretationActions opposées. [2.415 #3679]
Le sens est : à qui la faute ? [2.415 #3683]

Index