Index

Proverbs : embana

Proverb Maika haninona no mitsoka embana? [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. [Rajemisa 1985]

Index