| Index |
|
|
| |
Proverbs quoting the word : atrehina
|
|
|
| Proverb 1 | Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #18]
|
|
|
| Proverb 2 | Iambohoana mahefa, ary atrehina mahavita. [2.415 #3799]
|
| French translation | Qu' on tourne le dos ou qu' on soit présent, il travaille. [2.415 #3799]
|
| French interpretation | Se disait des gens consciencieux dans le travail, des gens sur lesquels on peut compter. [2.415 #3799]
|
|
|
| Proverb 3 | Misorona aman-kavana, ka misento tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #2416]
|
|
|
| Index |
|
|