Index

Proverbs : ankora

Proverb Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Tsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [Rajemisa 1985]

Index