Proverbs : Andriandambo

Proverb7291 Toram-poana , tahaka an--drangahy Andriandambo , nolalovan' ny basin-dRabevitsika . [Rinara 1974 #270]
Toram-poana tahaka an--drangahy Andriandambo nolalovan' ny vava basin-dRabevitsika . [Veyrières 1913 #5734, Cousins 1871 #3146]
French translation Défaillir pour un rien, comme monsieur Andriandambo près duquel a passé la gueule du fusil de Rabevitsika. [Veyrières 1913]

Index