Proverbs : amosahana

Proverb4888 Ny alahelo raki-malala , ka tsy ambara raha tsy amin' olon-tiana . [Rajemisa 1985 #49]
Ny alahelo toy ny raki-malala : ka raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana azy. [Houlder 1895 #1016]
Ny alahelo toy ny raki-malala , ka raha tsy ny tiana tsy amborahana azy. [Rinara 1974 #2847]
Ny alahelo toy ny raki-malala : raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana . [Cousins 1871 #2137]
Ny alahelo toy ny raki-malala : raha tsy olon-tiana tsy amosahana . [Nicol 1935 #374]
French translation La douleur est un trésor précieux : on ne la découvre qu’à ceux qu’on aime. [Nicol 1935]
Le chagrin est comme un grand trésor: on ne s' en ouvre qu' à ses intimes. [Houlder 1895]

Index