Proverbs : ametrahana

Proverb5408 Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona: izay ametrahana azy mety avokoa . [Cousins 1871]
Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy mety avokoa . [Rinara 1974]
Ny olona marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy marina avokoa . [Houlder 1895]
French translation Les gens honnêtes sont comme une pierre longue servant aux sacrifices: on peut la placer n' importe où, elle exerce toujours son influence. [Houlder 1895 #101]

Index