Index

Proverbs : Ambohinamboarina

Proverb Be resaka ohatra an' Ambositra, fa tsy hahalafo an' Ambohinamboarina. [Rinara 1974 #885, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa na mahay miteny sy be resaka aza ianao, dia tsy ho voambaka akory ny hafa. [Rajemisa 1985]

Index