Proverbs : afenana

Proverb2536 Ilay nanoroka afenana , ka tsy nisy toa an-drahavana . [Rinara 1974 #1412]
Ilay nanoroka afenana, koa: "Tsy misy toa an-dRahavana" . [Cousins 1871 #1124, Houlder 1895]
Ilay nanoroka afenana : tsy misy ohatra an' i Malala . [Rajemisa 1985]
Toy ilay nanoroka afenana , ka tsy misy toa an-dRahavana . [Rinara 1974 #4242]
French translation Celui qui embrasse en cachette, dit: "Il n' y en a pas comme la bien-aimée!". [Houlder 1895]

Index