Chapters and verses mentioning Manahena

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.14 For Menahem the son of Gadi went up from Tirzah, and came to Samaria, and smote Shallum the son of Jabesh in Samaria, and slew him, and reigned in his stead. Fa Menahema, zanak' i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an' i Saloma, zanak' i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy. Fa niakatra avy any Tersà, i Manahema zanak' i Gadì, ary nony tonga tao Samaria dia namely nahafaty an' i Seloma zanak' i Jabesa tao Samaria ihany izy, ka nanjaka nandimby azy. Menahem fils de Gadi monta de Tirça, entra à Samarie, y frappa à mort Shallum fils de Yabesh et devint roi à sa place.
...............
2Mp 15.16 Then Menahem smote Tiphsah, and all that were therein, and the coasts thereof from Tirzah: because they opened not to him, therefore he smote it; and all the women therein that were with child he ripped up. Tamin' izany Menahema dia niala tany Tirza ka namely an' i Tifsa mbamin' izay rehetra tao hatramin' ny sisin-taniny; fa tsy namoha vavahady azy Tifsa, ka dia nasiany, ary izay bevohoka rehetra tao notatahany. Tamin' izany, Manahema dia niala tao Tersà ary namely an' i Tapsà sy ny mponina ao aminy mbamin' ny faritaniny; noho izy tsy namoha vavahady azy, no namelezany azy, ary notatahany ny kibon' ny vehivavy bevohoka rehetra. C' est alors que Menahem châtia Tappuah tuant tous ceux qui y étaient et son territoire en partant de Tirça, parce qu' on ne lui avait pas ouvert les portes; il châtia la ville et éventra toutes les femmes enceintes.
2Mp 15.17 In the nine and thirtieth year of Azariah king of Judah began Menahem the son of Gadi to reign over Israel, and reigned ten years in Samaria. Tamin' ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Menahema, zanak' i Gady, tamin' ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy. Tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Azariasa tamin' i Jodà no vao tonga mpanjaka tamin' Israely kosa Manahema zanak' i Gadì. Folo taona no nanjakany tao Samaria. En la trente-neuvième année d' Ozias, roi de Juda, Menahem fils de Gadi devint roi sur Israël; il régna dix ans à Samarie.
...............
2Mp 15.19 And Pul the king of Assyria came against the land: and Menahem gave Pul a thousand talents of silver, that his hand might be with him to confirm the kingdom in his hand. Ary Pola, mpanjakan' i Asyria, dia avy hananika ny tany; ary Menahema nanome an' i Pola talenta volafotsy arivo mba hampitoetra ny fanjakana eo an-tànan' i Menahema. Tongan' i Fola mpanjakan' i Asiria, ny tany, ary nomen' i Manahema talenta volafotsy arivo Fola mba hamonjy azy sy hanamafy ny fanjakana eo an-tanany. Pul, roi d' Assyrie, envahit le pays. Menahem donna à Pul mille talents d' argent pour qu' il le soutînt et qu' il affermît le pouvoir royal entre ses mains.
2Mp 15.20 And Menahem exacted the money of Israel, even of all the mighty men of wealth, of each man fifty shekels of silver, to give to the king of Assyria. So the king of Assyria turned back, and stayed not there in the land. Ary nampandoavin' i Menahema io vola io ny mpanankarena rehetra tamin' ny Isiraely, dia sekely volafotsy dimam-polo avy isan-olona, homeny ny mpanjakan' i Asyria. Ka dia niverina ny mpanjakan' i Asyria, fa tsy nitoetra tao amin' ny tany. Israely, dia ny mpanan-karem-be rehetra, no nampandoavin' i Manahema izany vola izany, dimampolo sikla avy, homeny ny mpanjakan' i Asiria. Ka dia niverina ny mpanjakan' i Asiria, fa tsy niato teo amin' ny tany. Menahem préleva cette somme sur Israël, sur tous les notables, pour la donner au roi d' Assyrie, à raison de 50 sicles d' argent par tête. Alors le roi d' Assyrie s' en retourna et ne resta pas là, dans le pays.
2Mp 15.21 And the rest of the acts of Menahem, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Menahema sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Manahema, mbamin' izay rehetra nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Menahem, et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël?
2Mp 15.22 And Menahem slept with his fathers; and Pekahiah his son reigned in his stead. Ary Menahema lasa nodi-mandry any amin' ny razany, ary Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Manahema, ka Faseia zanany, no nanjaka nadimby azy. Menahem se coucha avec ses pères et Peqahya, son fils, devint roi à sa place.
2Mp 15.23 In the fiftieth year of Azariah king of Judah Pekahiah the son of Menahem began to reign over Israel in Samaria, and reigned two years. Tamin' ny taona fahadimam-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Pekahia, zanak' i Menahema, tamin' ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa taona izy. Tamin' ny taona faha-dimampolo nanjakan' i Azariasa mpanjakan' i Jodà, no vao nanjakan' i Faseià zanak' i Manahema tamin' Israely tao Samaria kosa. Roa taona no nanjakany. En la cinquantième année d' Ozias, roi de Juda, Peqahya fils de Menahem devint roi sur Israël à Samarie, pour deux ans.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 13.1 Now there were in the church that was at Antioch certain prophets and teachers; as Barnabas, and Simeon that was called Niger, and Lucius of Cyrene, and Manaen, which had been brought up with Herod the tetrarch, and Saul. Ary teo amin' ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin' i Heroda mpanapaka) ary Saoly. Tao amin' ny Eglizy tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia Barnabe sy Simeona izay atao hoe Mainty, Lisiosa avy any Sirena, sy Manahena izay niolo-nono tamin' i Heroda Tetrarka, ary Saoly. Il y avait dans l'Église établie à Antioche des prophètes et des docteurs : Barnabé, Syméon appelé Niger, Lucius de Cyrène, Manaèn, ami d' enfance d' Hérode le tétrarque, et Saul.