| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.38 | The sons of Benjamin> after their families: of Bela>, the family of the Belaites>: of Ashbel>, the family of the Ashbelites>: of Ahiram, the family of the Ahiramites>: | Ny taranak' i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Bela ny fokon' ny Belita; avy tamin' i Asibela ny fokon' ny Asibelita; avy tamin' i Ahirama ny fokon' ny Ahiramita; | Zanak' i Benjamina, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Belaita, avy tamin' i Belà; ny fokon' ny Asbelita, avy tamin' i Asbela; ny fokon' ny Ahiramita avy tamin' i Ahirama; | Les fils de Benjamin>, par clans : pour Béla>, le clan Baléite> ; pour Ashbel>, le clan Ashbélite> ; pour Ahiram, le clan Ahiramite> ; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| 1Tt / 1Tan 8.1 | Now Benjamin> begat Bela> his firstborn, Ashbel> the second, and Aharah the third, | Ary Benjamina niteraka an' i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, | Ny naterak' i Benjamina dia Belà lahimatoany, Asbela lahiaivo, Aharà fahatelo, | Benjamin> engendra Béla> son premier-né, Ashbel> le second, Ahiram le troisième, |