| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.22 | The children of Shem>; Elam>, and Asshur>, and Arphaxad, and Lud>, and Aram>. | Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. | Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. | Fils de Sem> : Élam>, Ashshur>, Arpakshad, Lud>, Aram>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.24 | And Arphaxad begat Salah>; and Salah> begat Eber>. | Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. | Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Ebera. | Arpakshad engendra Shélah> et Shélah> engendra Éber>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 11.10 | These are the generations of Shem>: Shem> was an hundred years old, and begat Arphaxad two years after the flood: | Izao no taranak' i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an' i Arpaksada izy roa taona taorian' ny safo-drano. | Izao no tantaran' i Sema: Efa zato taona Sema, vao niteraka an' i Arfaksada, roa taona taorian' ny safo-drano. | Voici la descendance de Sem> : Quand Sem> eut cent ans, il engendra Arpakshad, deux ans après le déluge. | 
| Gen / Jen 11.11 | And Shem> lived after he begat Arphaxad five hundred years, and begat sons and daughters. | Ary ny andro niainan' i Sema taorian' ny niterahany an' i Arpaksada dia diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. | Mbola velona diman-jato taona Sema taorian' ny niterahany an' i Arfaksada, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. | Après la naissance d' Arpakshad, Sem> vécut cinq cents ans et il engendra des fils et des filles. | 
| Gen / Jen 11.12 | And Arphaxad lived five and thirty years, and begat Salah>: | Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan' i Arpaksada, dia niteraka an' i Sela izy. | Rahefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan' i Arfaksada, dia niteraka an' i Sale izy. | Quand Arpakshad eut trente-cinq ans, il engendra Shélah>. | 
| Gen / Jen 11.13 | And Arphaxad lived after he begat Salah> four hundred and three years, and begat sons and daughters. | Ary ny andro niainan' i Arpaksada taorian' ny niterahany an' i Sela dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. | Ary mbola velona telo amby efa-jato taona Arfaksada, taorian' ny niterahany an' i Sale, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. | Après la naissance de Shélah>, Arpakshad vécut quatre cent trois ans et il engendra des fils et des filles. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.17 | The sons of Shem>; Elam>, and Asshur>, and Arphaxad, and Lud>, and Aram>, and Uz>, and Hul>, and Gether>, and Meshech>. | Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. | Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, Arana, Hosa, Hola, Getera ary Mosaoka. | Fils de Sem> : Élam>, Ashshur>, Arpakshad, Lud> et Aram>. Fils d' Aram> : Uç>, Hul>, Géter> et Méshek>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.18 | And Arphaxad begat Shelah>, and Shelah> begat Eber>. | Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. | Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Hebera. | Arpakshad engendra Shélah> et Shélah> engendra Éber>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.24 | Shem>, Arphaxad, Shelah>, | Sema, Arpaksada, Sela, | Sema, Arfaksada, Sale, | Arpakshad, Shélah>, | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 3.36 | Which was the son of Cainan>, which was the son of Arphaxad, which was the son of Sem>, which was the son of Noe>, which was the son of Lamech>, | zanak' i Kenana, zanak' i Arpaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noa, zanak' i Lameka, | zanak' i Kainàna, zanak' i Arfaksada, zanak' i Sema, zanak' i Noe, zanak' i Lameka, | fils de Kaïnam>, fils d' Arphaxad>, fils de Sem>, fils de Noé>, fils de Lamech>, |