| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.20 | These are the sons of Seir> the Horite>, who inhabited the land; Lotan>, and Shobal>, and Zibeon>, and Anah>, | Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana | Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. | Voici les fils de Séïr> le Horite>, les indigènes du pays : Lotân>, Shobal>, Çibéon>, Ana>, | 
| Gen / Jen 36.21 | And Dishon, and Ezer>, and Dishan>: these are the dukes of the Horites>, the children of Seir> in the land of Edom>. | sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. | Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. | Dishôn, Éçer>, Dishân>, tels sont les chefs des Horites>, les fils de Séïr> au pays d'Édom>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.25 | And the children of Anah> were these; Dishon, and Aholibamah> the daughter of Anah>. | Ary izao no zanak' i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin' i Ana. | Izao no zanak' i Anà: Disona sy Oolibamà, zanakavavin' i Anà. | Voici les enfants d' Ana> : Dishôn, Oholibama>, fille d' Ana>. | 
| Gen / Jen 36.26 | And these are the children of Dishon; Hemdan>, and Eshban>, and Ithran>, and Cheran>. | Ary izao no zanakalahin' i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. | Izao no zanakalahin' i Disona: Hamdàna, Esebana, Jetrama ary Karàna. | Voici les fils de Dishôn : Hemdân>, Eshbân>, Yitrân>, Kerân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.30 | Duke> Dishon, duke Ezer>, duke Dishan>: these are the dukes that came of Hori>, among their dukes in the land of Seir>. | sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. | Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. | le chef Dishôn, le chef Éçer>, le chef Dishân>. Tels sont les chefs des Horites>, d' après leurs clans, au pays de Séïr>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.38 | And the sons of Seir>; Lotan>, and Shobal>, and Zibeon>, and Anah>, and Dishon, and Ezar>, and Dishan>. | Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. | Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. | Fils de Séïr> : Lotân>, Shobal>, Çibéôn>, Ana>, Dishôn, Éçer>, Dishân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.40 | The sons of Shobal>; Alian>, and Manahath>, and Ebal>, Shephi>, and Onam>. and the sons of Zibeon>; Aiah>, and Anah>. | Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. | Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. | Fils de Shobal> : Alyân>, Manahat>, Ébal>, Shephi>, Onam>. Fils de Çibéôn> : Ayya> et Ana>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.41 | The sons of Anah>; Dishon. And the sons of Dishon; Amram>, and Eshban>, and Ithran>, and Cheran>. | Ary ny zanakalahin' i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin' i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana. | Zanak' i Disona: Hamrama, Esebàna, Jetrana, ary Karàna. | Fils de Ana> : Dishôn. Fils de Dishôn : Hamrân>, Eshbân>, Yitrân>, Kerân>. |