Chapters and verses mentioning Obadia

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 18.3 And Ahab called Obadiah, which was the governor of his house. (Now Obadiah feared the Lord greatly: Ary Ahaba niantso an' i Obadia, izay lehiben' ny tao an-dapany (Obadia dia natahotra an' i Jehovah tokoa, ka nampiantso an' i Abdiasa lehiben' ny tranony Akaba. Ary Abdiasa kosa dia natahotra an' ny Tompo, Achab fit appeler Obadyahu, le maître du palais - cet Obadyahu craignait beaucoup Yahvé :
1Mp 18.4 For it was so, when Jezebel cut off the prophets of the Lord, that Obadiah took an hundred prophets, and hid them by fifty in a cave, and fed them with bread and water.) ka nony naringan' i Jezebela ny mpaminanin' i Jehovah, dia nalain' i Obadia ny mpaminany zato ka nafeniny, dimam-polo avy no nataony tao an-johy iray, ary novelominy mofo sy rano ireo). fa fony Jezabela nandringana ny mpaminanin' ny Tompo, dia naka mpaminany zato izy, nafeniny, nataony dimampolo avy, tany anaty zohy, novelominy mofo sy rano, tany. lorsque Jézabel massacra les prophètes de Yahvé, il prit cent prophètes et les cacha cinquante à la fois dans une grotte, où il les ravitaillait de pain et d' eau -
1Mp 18.5 And Ahab said unto Obadiah, Go into the land, unto all fountains of water, and unto all brooks: peradventure we may find grass to save the horses and mules alive, that we lose not all the beasts. Ary hoy Ahaba tamin' i Obadia: Andeha mitety ny tany, dia hatrany amin' ny loharano rehetra sy hatrany amin' ny lohasahan-driaka rehetra; fa angamba hahita ahitra hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika, mba tsy hisy hovonointsika ny biby fiompintsika. Ary hoy Akaba tamin' i Abdiasa: Mandehana mitety ny tany, mankany amin' ny loharano aman-dranon-driaka rehetra, fa angamba hisy ahitra, ka hovelomintsika ny soavaly sy mole, ka tsy hamonoantsika ny biby fiompintsika. et Achab dit à Obadyahu : " Viens ! Nous allons parcourir le pays, vers toutes les sources et tous les torrents ; peut-être trouverons-nous de l' herbe pour maintenir en vie chevaux et mulets et ne pas abattre de bétail. "
1Mp 18.6 So they divided the land between them to pass throughout it: Ahab went one way by himself, and Obadiah went another way by himself. Dia nizara lalana izy, ka Ahaba nandeha tamin' ny lalana iray, ary Obadia kosa nandeha tamin' ny lalana iray. Dia nizara dia, hitetezana ny tany, izy roa lahy: Akaba moa nandeha samy irery tamin' ny làlana iray, Abdiasa kosa nandeha samy irery tamin' ny làlana iray. Ils se partagèrent le pays pour le parcourir : Achab partit seul par un chemin et Obadyahu partit seul par un autre chemin.
1Mp 18.7 And as Obadiah was in the way, behold, Elijah met him: and he knew him, and fell on his face, and said, Art thou that my lord Elijah? Ary raha tany an-dalana Obadia indro, Elia nifanena taminy; ary nahalala azy izy, dia niankohoka ka nanao hoe: Hay! ianao va ity, ry Elia tompoko? Nony mby teny an-dàlana Abdiasa, indro Elia nifanena taminy: Niankohoka tamin' ny tany Abdiasa, nony nahalala azy, ka nanao hoe: Hianao va ity, ry Elia, tompoko? Comme celui-ci était en route, voici qu' il rencontra Élie ; il le reconnut et se prosterna face contre terre en disant : " Te voilà donc, Monseigneur Élie ! "
...............
1Mp 18.9 And he said, What have I sinned, that thou wouldest deliver thy servant into the hand of Ahab, to slay me? Fa hoy Obadia: Inona no heloko, no anoloranao ny mpanomponao ho eo an-tànan' i Ahaba hamonoany ahy? Fa hoy izy: Inona no heloka nataoko no dia atolotrao eo an-tanan' i Akaba ity mpanomponao, hovonoiny? Mais l' autre dit : " Quel péché ai-je commis, que tu livres ton serviteur aux mains d' Achab, pour me faire mourir ?
...............
1Mp 18.16 So Obadiah went to meet Ahab, and told him: and Ahab went to meet Elijah. Dia lasa Obadia nitsena an' i Ahaba ka nilaza taminy; ary Ahaba nandeha hitsena an' i Elia. Lasa nitsena an' i Akaba Abdiasa sy nilaza ny vaovao taminy, ka dia nankeo anatrehan' i Elia Akaba. Obadyahu partit à la rencontre d' Achab et lui annonça la chose ; et Achab alla au-devant d'Élie.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.21 And the sons of Hananiah; Pelatiah, and Jesaiah: the sons of Rephaiah, the sons of Arnan, the sons of Obadiah, the sons of Shechaniah. Ary ny zanakalahin' i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin' i Rafaia sy ny zanakalahin' i Arnana sy ny zanakalahin' i Obadia ary ny zanakalahin' i Sekania. Zanakalahin' i Hananiasa: Faltiasa sy Jeseiasa, ny zana-dRefaià, ny zanak' i Arnàna, ny zanak' i Obdià, ny zanak' i Sekeniasa. Fils de Hananya : Pelatya; Yeshaya son fils, Rephaya son fils, Arnân son fils, Obadya son fils, Shekanya son fils.
...............
1Tt / 1Tan 7.3 And the sons of Uzzi; Izrahiah: and the sons of Izrahiah; Michael, and Obadiah, and Joel, Ishiah, five: all of them chief men. Ary ny zanakalahin' i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin' i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo. Zanakalahin' i Ozia: Izrahia. Zanakalahin' Izrahia: Mikaela, Obadià, Johela, ary Jesià, filohany dimy izy rehetra. Fils de Uzzi : Yizrahya. Fils de Yizrahya : Mikaèl, Obadya, Yoèl, Yishshiyya. En tout cinq chefs
...............
1Tt / 1Tan 8.38 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià ary Hanàna: zanaka' i Asela avokoa ireo. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam son premier-né, puis Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân. Ils étaient tous fils de Açel.
...............
1Tt / 1Tan 9.16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.
...............
1Tt / 1Tan 9.44 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan: these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià, ary Hanàna. Ireo no zanakalahin' i Asela. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam, son premier-né, Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân; tels sont les fils de Açel.
...............
1Tt / 1Tan 12.9 Ezer the first, Obadiah the second, Eliab the third, Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, Ezera no lohany, Obdiasa no faharoa, Des Gadites firent sécession pour rejoindre David dans son refuge du désert. C'étaient des preux vaillants, des hommes de guerre prêts à combattre, sachant manier le bouclier et la lance. Ils faisaient figure de lions; par l' agilité, ils ressemblaient aux gazelles sur les montagnes.
...............
1Tt / 1Tan 27.19 Of Zebulun, Ishmaiah the son of Obadiah: of Naphtali, Jerimoth the son of Azriel: tamin' ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin' i Obadia; tamin' ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin' i Azriela; amin' ny Zabolona, Jesmaiasa zanak' i Abdiasa; amin' ny Neftalì, Jerimota zanak' i Osriela; Yishmayahu fils d' Obadyahu les Zabulonites, Yerimot fils d' Azriel les Nephtalites,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.7 Also in the third year of his reign he sent to his princes, even to Benhail, and to Obadiah, and to Zechariah, and to Nethaneel, and to Michaiah, to teach in the cities of Judah. Ary tamin' ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin' ny tanànan' ny Joda, izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin' ny tanànan' ny Joda, Tamin' ny taona fahatelo nanjakany, nirahiny hampianatra tany amin' ny tanànan' i Jodà, ireto lehibe ireto: Bena-Haila, Obdiasa, Zakariasa, Natanaela ary Mikeasa, La troisième année de son règne, il envoya ses officiers : Ben-Hayil, Obadya, Zekarya, Netanéel, Mikayahu, instruire les cités judéennes.
...............
2Tt / 2Tan 34.12 And the men did the work faithfully: and the overseers of them were Jahath and Obadiah, the Levites, of the sons of Merari; and Zechariah and Meshullam, of the sons of the Kohathites, to set it forward; and other of the Levites, all that could skill of instruments of musick. Ary ny olona dia nanao ny asa araka izay mety hatao; ary ny voatendry hifehy azy dia lahata sy Obadia Levita, avy tamin' ny taranak' i Merary, ary Zakaria sy Mesolama, avy tamin' ny taranaky ny Kehatita, ary ny Levita rehetra izay nahay ny zava-maneno isan-karazany, Nefain' ireo lehilahy ireo tamim-pahamarinana ny anjara asany. Ny voatendry hitandrina azy ireo, dia Jahata sy Abdiasa Levita tamin' ny taranak' i Merarì, Zakariasa sy Mosolama tamin' ny taranaky ny Kaatita; izy ireo no nitarika azy mbamin' ny Levita hafa koa izay samy mahay zava-maneno. Ces hommes travaillèrent avec fidélité à cette oeuvre; ils étaient sous la surveillance de Yahat et de Obadyahu, lévites des fils de Merari, de Zekarya et de Meshullam, Qehatites contremaîtres, des lévites experts dans les instruments d' accompagnement du chant,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.9 Of the sons of Joab; Obadiah the son of Jehiel, and with him two hundred and eighteen males. Obadia, zanak' i Jehiela, avy tamin' ny taranak' i Joaba, mbamin' ny namany valo ambin' ny folo amby roan-jato lahy; tamin' ny taranak' i Joaba, Abediasa zanak' i Jehiela mbamin' ireo valo ambin' ny folo amby zato lahy izay niaraka taminy; des fils de Yoab : Obadya, fils de Yehiel, et avec lui 218 mâles;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 10.6 Daniel, Ginnethon, Baruch, Harima, Meremota, Obadia, Harema, Merimota, Abdiasa, Daniela, Harim, Merémot, Obadya,
...............
Neh / Ne 12.25 Mattaniah, and Bakbukiah, Obadiah, Meshullam, Talmon, Akkub, were porters keeping the ward at the thresholds of the gates. Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin' ny trano firaketana. Ny mpiandry varavarana, niambina teo amin' ny tokonam-bavahady kosa, dia Mataniasa, Bekbekiasa, Abdiasa, Mosolama, Telmona, ary Akoba. étaient : Mattanya, Baqbuqya et Obadya. Quant à Meshullam, Talmôn et Aqqub, portiers, ils montaient la garde aux magasins près des portes.

  Book of Obadiah Obadia Abdiasa Livre d'Abdias
Oba / Ab 1.1 The vision of Obadiah. Thus saith the Lord GOD concerning Edom; We have heard a rumour from the Lord, and an ambassador is sent among the heathen, Arise ye, and let us rise up against her in battle. Ny fahitan' i Obadia. Izao no lazain' i Jehovah Tompo ny amin' i Edoma: Nahare filazana avy tamin' i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy! Fahitan' i Abdiasa. Izao no nolazain' ny Tompo Iaveh tamin' i Edoma: - Nandray filazana avy amin' ny Tompo izahay ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny firenena: Mitsangàna! Aoka hitsangan-kamely azy, izahay. - Vision d' Abdias. Sur Édom. J' ai reçu de Yahvé un message, un héraut était dépêché parmi les nations : "Debout ! Marchons contre ce peuple ! Au combat !" Ainsi parle le Seigneur Yahvé :