| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 4.12 | And Eshton> begat Bethrapha>, and Paseah, and Tehinnah> the father of Irnahash>. These are the men of Rechah>. | ary Estona niteraka an' i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain' Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka. | Estona niteraka ny fokon-dRafah, Fesè sy Tehinnà, rain' ny tanàna Naasa. Ireo no olona ao Rekah. | Eshtôn> engendra Bet-Rapha>, Paséah, Tehinna>, père de Ir-Nahash>. Tels sont les hommes de Rékab>. | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.49 | The children of Uzza>, the children of Paseah, the children of Besai>, | ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea, ny taranak' i Besay, | ny taranak' i Azà, ny taranak' i Faseà, ny taranak' i Besea, | les fils de Uzza>, les fils de Paséah, les fils de Bésaï>, | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 3.6 | Moreover the old gate repaired Jehoiada> the son of Paseah, and Meshullam> the son of Besodeiah>; they laid the beams thereof, and set up the doors thereof, and the locks thereof, and the bars thereof. | Ary ny vavahady taloha dia namboarin' i Joiada, zanak' i Pasea, sy Mesolama, zanak' i Besodia; izy roa lahy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. | Joiadà zanak' i Faseà, sy Mosolama zanak' i Besodiasa, no nanamboatra ny Vavahady Goga, nataony teo ny sakamandimby dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany. | Quant à la porte du Quartier> neuf, Yoyada>, fils de Paséah, et Meshullam>, fils de Besodya>, la réparèrent; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.51 | The children of Gazzam>, the children of Uzza>, the children of Phaseah>, | ny taranak' i Gazama, ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea, | ny taranak' i Gezema, ny taranak' i Azà, ny taranak' i Faseà, ny taranak' i Besea, | les fils de Gazzam>, les fils d' Uzza>, les fils de Paséah, |