| Entry (1/3) | 1 aza |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy
4 Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany! 5 Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho [1.1] |
| Explanations in English |
6 an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go.
[1.2] 7 don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative [1.7] |
| Explanations in French |
8 ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs
[1.8] |
| All compound words | 9 29 combinations of that word |
| Entry (2/3) | 10 aza |
| Part of speech | 11 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
12 aiza?
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Synonyms | 13 akaza? |
| Entry (3/3) | 14 aza |
| Part of speech | 15 particule [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
16 Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana
[1.1] |
| Explanations in English |
17 even though, even
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
18 quoique, même, quand même
[1.8] |
| All compound words | 19 3 combinations of that word |
| Updated on 2025/12/08 |
|