| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.7 | And the sons of Cush>; Seba, and Havilah>, and Sabtah>, and Raamah>, and Sabtechah>: and the sons of Raamah>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush> : Séba, Havila>, Sabta>, Rama>, Sabteka>. Fils de Rama> : Sheba>, Dedân>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.2 | And they had in their inheritance Beersheba>, and Sheba>, and Moladah>, | Ary izao no azony ho lovany: Beri-sheba, na Seba, sy Molada | Ary izao no tao amin' ny lovany: Bersabe, Sabea, Moladà, | Ils reçurent en héritage Bersabée>, Shèba>, Molada>, | 
| 
 | 
|  | 2nd Samuel | 2 Samoela | Samoela II | 2ème Livre de Samuel | 
| 2Sm / 2Sam 20.1 | And there happened to be there a man of Belial>, whose name was Sheba>, the son of Bichri>, a Benjamite>: and he blew a trumpet, and said, We have no part in David>, neither have we inheritance in the son of Jesse>: every man to his tents, O Israel>. | Ary sendra nisy lehilahy iray tena ratsy fanahy teo, Seba no anarany, zanak' i Bikry Benjamita; ary nitsoka ny anjomara izy sady niantso hoe: Isika tsy manana anjara amin' i Davida na lova amin' ny zanak' i Jese; samia mody any amin' ny lainy avy, ry Isiraely ô. | Nisy olon' i Beliala anankiray kosa teo, atao hoe Sebà zanak' i Bokrì, Benjamita, ka nitsoka anjomara io dia nanao hoe: Tsy manana anjara amin' i Davida isika, tsy manana lova miaraka amin' ny zanak' i Jese, ka samia mody any an-dainy avy, ry Israely ô! | Or, il se trouvait là un vaurien, qui s' appelait Shéba>, fils de Bikri>, un Benjaminite>. Il sonna du cor et dit : " Nous n' avons pas de part avec David>, nous n' avons pas d' héritage sur le fils de Jessé>! Chacun à ses tentes, Israël>! " | 
| 2Sm / 2Sam 20.2 | So every man of Israel> went up from after David>, and followed Sheba> the son of Bichri>: but the men of Judah> clave unto their king, from Jordan> even to Jerusalem>. | Ka dia samy niara-nandao an' i Davida ny lehilahy amin' ny Isiraely ka nanaraka an' i Seba, zanak' i Bikry; fa ny lehilahy amin' ny Joda no nifikitra tamin' ny mpanjakany hatrany Jordana ka hatrany Jerosalema. | Dia nandao an' i Davida avokoa ny lehilahy rehetra amin' Israely, ka nanaraka an' i Sebà zanak' i Bokrì. Fa ny lehilahy amin' i Jodà ihany no nifikitra tamin' ny mpanjaka, hatrany Jordany ka hatrany Jerosalema. | Tous les hommes d' Israël> abandonnèrent David> et suivirent Shéba> fils de Bikri>, mais les hommes de Juda> s' attachèrent aux pas de leur roi, depuis le Jourdain> jusqu'à Jérusalem>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 20.6 | And David> said to Abishai>, Now shall Sheba the son of Bichri> do us more harm than did Absalom>: take thou thy lord' s servants, and pursue after him, lest he get him fenced cities, and escape us. | Ary hoy Davida tamin' i Abisay: Ankehitriny izao dia Seba, zanak' i Bikry no ahitantsika loza mihoatra noho Absaloma; koa ento ny mpanomponao ny tomponao, ka enjeho izy, fandrao mahazo tanàna mimanda ka tsy ho azontsika. | Ka hoy Davida tamin' i Abisaia: Sebà zanak' i Bokrì izao no hampidi-doza amintsika, mihoatra noho Absaloma. Koa ento ny mpanompon' ny tomponao, dia enjeho iny, fandrao dia mahazo tanàna mimamda eo ihany izy, ka tsy ho hitan' ny masontsika intsony. | Alors David> dit à Abishaï> : " Shéba fils de Bikri> est désormais plus dangereux pour nous qu' Absalom>. Toi, prends les gardes de ton maître et pourchasse-le de peur qu' il n' atteigne des villes fortes et ne nous échappe. " | 
| 2Sm / 2Sam 20.7 | And there went out after him Joab>' s men, and the Cherethites>, and the Pelethites>, and all the mighty men: and they went out of Jerusalem>, to pursue after Sheba the son of Bichri>. | Ary dia nivoaka hanenjika azy ny olon' i Joaba sy ny miaramila mpiambina andriana ary ny lehilahy mahery rehetra; dia nivoaka avy tany Jerosalema ireo hanenjika an' i Seba, zanak' i Bikry. | Nanaraka an' i Abisaia dia niainga koa ny olon' i Joaba, ny Keratiana sy ny Feletiana ary ny lehilahy mahery rehetra nivoaka teo Jerosalema hanenjika an' i Sebà zanak' i Bokrì. | Derrière Abishaï> partirent en campagne Joab>, les Kerétiens>, les Pelériens> et tous les preux; ils quittèrent Jérusalem> à la poursuite de Shéba> fils de Bikri>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 20.10 | But Amasa> took no heed to the sword that was in Joab>' s hand: so he smote him therewith in the fifth rib, and shed out his bowels to the ground, and struck him not again; and he died. So Joab> and Abishai> his brother pursued after Sheba the son of Bichri>. | Fa Amasa tsy nanahinahy ny sabatra teny an-tànan' i Joaba, kanjo nasiany tamin' ny kibony izy, ka dia nivaroraka tamin' ny tany ny tsinainy, ary tsy nasiany intsony, fa matiny tamin' izay. Ary Joaba sy Abisay rahalahiny nanenjika an' i Seba, zanak' i Bikry. | Tsy nanahinahy ny sabatra teny an-tànan' i Joaba Amasà, kanjo nasiany tamin' ny kibony izy, ka nampivaroraka ny tsinainy tamin' ny tany; tsy nasiana fanindroany akory izy dia maty. Dia rafitra nanenjika an' i Sebà zanak' i Bokrì Joaba sy Abisaia rahalahiny. | Amasa> ne prit pas garde à l'épée que Joab> avait en main, et celui-ci l' en frappa au ventre et répandit ses entrailles à terre. Il n' eut pas à lui donner un second coup et Amasa> mourut, tandis que Joab> et son frère Abishaï> se lançaient à la poursuite de Shéba fils de Bikri>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 20.13 | When he was removed out of the highway, all the people went on after Joab>, to pursue after Sheba> the son of Bichri>. | Ary nony nafindrany niala teo amin' ny lalambe izy, dia nizotra nanaraka an' i Joaba ny olona rehetra hanenjika an' i Seba, zanak' i Bikry. | Ka nony voaalany teo an-dalambe izy, vao samy nizotra nanaraka an' i Joaba ny olona rehetra, hanenjika an' i Sebà zanak' i Bokrì. | Lorsque Amasa> eut été écarté du chemin, tous les hommes passèrent outre, suivant Joab> à la poursuite de Shéba> fils de Bikri>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 20.21 | The matter is not so: but a man of mount Ephraim>, Sheba> the son of Bichri> by name, hath lifted up his hand against the king, even against David>: deliver him only, and I will depart from the city. And the woman said unto Joab>, Behold, his head shall be thrown to thee over the wall. | Tsy izany tsy akory; fa misy lehilahy avy amin' ny tany havoan' i Efraima, Seba no anarany, zanak' i Bikry, izay efa nanainga tanana hikomy amin' i Davida mpanjaka; koa izy ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro, ny lohany atsipy eny aminao eny ankoatry ny manda. | Fa misy lehilahy anankiray atao hoe Sebà, zanak' i Bokrì, avy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima nanainga tànana hikomy amin' i Davida; ka io ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro hatsipy aminao hihoatra ny manda ny lohany. | Il ne s' agit pas de cela, mais un homme de la montagne d'Éphraïm>, du nom de Shéba> fils de Bikri>, s' est insurgé contre le roi, contre David>. Livrez-le> tout seul et je lèverai le siège de la ville. " La femme dit à Joab> : " Eh bien, on va te jeter sa tête par-dessus la muraille. " | 
| 2Sm / 2Sam 20.22 | Then the woman went unto all the people in her wisdom. And they cut off the head of Sheba> the son of Bichri>, and cast it out to Joab>. And he blew a trumpet, and they retired from the city, every man to his tent. And Joab> returned to Jerusalem> unto the king. | Dia lasa nanatona ny olona rehetra tamin' ny fahendreny ravehivavy. Dia notapahin' ireo ny lohan' i Seba, zanak' i Bikry, ka natsipiny teny amin' i Joaba. Ary Joaba nitsoka ny anjomara, ka dia niala tamin' ny tanàna ny olona samy ho any amin' ny lainy avy. Ary Joaba niverina nankany Jerosalema ho any amin' ny mpanjaka. | Dia nanatona ny vahoaka rehetra ravehivavy sy niteny taminy tamim-pahendrena, ka notapahin' izy ireo ny lohan' i Sebà, zanak' i Bokrì, natsipiny tany amin' i Joaba. Ary nasain' i Joaba notsofina kosa ny anjomara, ka ny olona rehetra moa niala tamin' ny tanàna, samy nody any aminy avy; Joaba kosa niverina nankany Jerosalema ho any amin' ny mpanjaka. | La femme alla parler à tout le peuple comme le lui dictait sa sagesse : on trancha la tête de Shéba> fils de Bikri> et on la jeta à Joab>. Celui-ci fit sonner du cor et on s'éloigna> de la ville, chacun vers ses tentes. Quant à Joab>, il revint à Jérusalem> auprès du roi. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.9 | And the sons of Cush>; Seba, and Havilah>, and Sabta>, and Raamah>, and Sabtecha>. And the sons of Raamah>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush> : Séba, Havila>, Sabta>, Rama>, Sabteka>. Fils de Rama> : Sheba>, Dedân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.13 | And their brethren of the house of their fathers were, Michael>, and Meshullam>, and Sheba>, and Jorai>, and Jachan>, and Zia>, and Heber>, seven. | Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. | Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. | Leurs frères, par familles : Mikaèl>, Meshullam>, Sheba>, Yoraï>, Yakân>, Zia>, Éber> : sept. | 
| 
 | 
|  | The Psalms | Salamo | Salamo | Les Psaumes | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Sal 72.10 | The kings of Tarshish> and of the isles shall bring presents: the kings of Sheba> and Seba shall offer gifts. | Ny mpanjakan' i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan' i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana. | Handoa hetra ny mpanjakan' i Tarsisa sy ny nosy;  hanolotra fanatitra ny mpanjakan' i Sabà sy Meroe; | les rois de Tarsis> et des îles> rendront tribut. Les rois de Saba> et de Seba> feront offrande; | 
| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 43.3 | For I am the Lord> thy God>, the Holy One of Israel>, thy Saviour>: I gave Egypt> for thy ransom, Ethiopia> and Seba for thee. | Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Dia ny Iray Masin' ny Isiraely, Mpamonjy anao; Omeko ho avotrao Egypta, ary Etiopia sy Seba ho solonao. | Fa izaho Iaveh no Andriamanitrao;  ilay Masin' Israely no Mpamonjy anao.  Efa nomeko ho avotrao, Ejipta,  ary ho solonao Etiopia sy Sabà. | Car je suis Yahvé>, ton Dieu>, le Saint d' Israël>, ton sauveur. Pour ta rançon, j' ai donné l'Égypte>, Kush> et Séba à ta place. |