Chapters and verses mentioning Molkoma

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.9 And he begat of Hodesh his wife, Jobab, and Zibia, and Mesha, and Malcham, Ary Hodesy vadiny no niterahany an' i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama Hodesa vadiny no niterahany an' i Jobaba, Sebià, Mosà, Molkoma, Jehosa, Sekià ary Marmà. De sa nouvelle femme il eut pour fils Yobab, Çibya, Mésha, Malkom,

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
...............
Zef / Sof 1.5 And them that worship the host of heaven upon the housetops; and them that worship and that swear by the Lord, and that swear by Malcham; Sy izay mivavaka any an-tampon-trano amin' izay eny amin' ny lanitra,Ary izay miankohoka sy mianiana ho an' i Jehovah Sady mianiana amin' i Malkama, Ireo miankohoka eny ambonin' ny tafon-trano, eo anatrehan' ny tafiky ny lanitra; sy ireo miankohoka manao fianianana amin' ny Tompo, sady mianiana amin' ny mpanjakany; ceux qui se prosternent sur les toits devant l' armée des cieux, ceux qui se prosternent devant Yahvé et qui jurent par Milkom,