Chapters and verses mentioning Ono

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.12 The sons of Elpaal; Eber, and Misham, and Shamed, who built Ono, and Lod, with the towns thereof: Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Zanakalahin' i Elfaala: Hebera, Misaama ary Samada, izay nanorina an' i Onao sy Loda mbamin' ny tanàna momba azy. Fils d' Elpaal : Éber, Mishéam et Shémed : c' est lui qui bâtit Ono, et Lod avec ses dépendances.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.33 The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and five. ny zanak' i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato; dimy amby roapolo sy fiton-jato, ny taranak' i Loda sy Hadida ary Honao; les fils de Lod, Hadid et Ono : 725;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 6.2 That Sanballat and Geshem sent unto me, saying, Come, let us meet together in some one of the villages in the plain of Ono. But they thought to do me mischief. dia naniraka ho any amiko Sanbala sy Gasema ka nanao hoe: Avia isika hihaona ao amin' izay vohitra anankiray amin' ny tany lemak' i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy. -nefa hatramin' io fotoana io mbola tsy nataoko tamin' ny varavarana ny lelany, - dia naniraka nankaty amiko Sanabalata sy Gosena, hilaza hoe: Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin' ireo vohitra, amin' ny lohasahan' i Onao. Ny hanisy ratsy ahy no heviny. Sânballat et Géshem m' expédièrent ce message : "Viens, rencontrons-nous à Ha-Kephirim, dans la vallée d' Ono." Mais ils méditaient de me faire du mal.
...............
Neh / Ne 7.37 The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and one. ny zanak' i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; iraika amby roapolo sy fiton-jato ny zanak' i Loda sy Hadida ary Onao; les fils de Lod, Hadid et Ono : 721;
...............
Neh / Ne 11.35 Lod, and Ono, the valley of craftsmen. sy Loda sy Ono, lohasahan' ny mahay tao-zavatra. ary Onao, amin' ny lohasahan' ny Mpanao taozavatra. Lod et Ono, et le val des Artisans.
...............
Neh / Ne 12.9 Also Bakbukiah and Unni, their brethren, were over against them in the watches. Ary Bakbokia sy Ono, rahalahin' ireo, dia nifanandrify tamin' ny anjara-raharahany. Bekbekiasa sy Ani, rahalahin' ireo kosa no antokom-pihira nifamely tamin' ireo, tamin' ny fanompoana. tandis que Baqbuqya, Unni et leurs frères leur faisaient vis-à-vis, selon leurs classes respectives.