<-
->

1Kr / 1Kor 9:14 Even so hath the Lord ordained that they which preach the gospel should live of the gospel. Toy izany koa no nandidian' ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin' ny filazantsara. Toy izany koa no nandidian' ny Tompo fa izay mitory ny Evanjely, dia hahazo fivelomana amin' ny Evanjely. De même, le Seigneur a prescrit à ceux qui annoncent l'Évangile de vivre de l'Évangile.