<-
->

Nom / Fan 33:8 And they departed from before Pihahiroth, and passed through the midst of the sea into the wilderness, and went three days' journey in the wilderness of Etham, and pitched in Marah. Ary nony niala tandrifin' i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan' ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara. Niala teo anoloan' i Fihahirota izy, dia nita ny ranomasina ho any an' efitra. Nony nandeha làlan-kateloana tany an' efitra Etama izy dia nitoby tao Marà. Ils partirent de Pi-Hahirot, ils gagnèrent le désert en passant à travers la mer, et après trois jours de marche dans le désert d'Étam ils campèrent à Mara.